Nisy ny zava-tsarotra, teo koa ny fahoriana izay nosedraina tamin'ity taona 2009 ity. Mandroso amin'ny taona vaovao 2010 isika, ny firariana dia zava-tsoa maro an'isa , fahasalamana, hery ho enti-miasa ary koa aingam-panahy hampiroboroboana ny kolontsaina Malagasy.
Ny firahalahiana izay misy eo anivon'ny fikambanana Kolo dia irina koa hitohy hatrany.
Irina koa ny filaminana, firahalahiana ary fifankatiavana eo anivon’ny Malagasy, izay fototry ny fiaraha-monina.
Manaova fety finaritra daholo!
Les moments difficiles, les épreuves douloureuses, nous souhaitons que 2009 les emportera avec lui et nos voeux pour 2010 seront : santé, réussite, dynamisme et idées neuves pour la promotion de la culture malgache.
Que le lien fraternel existant au sein de l’association Kolo perdure !
Que la fraternité règne aussi chez le peuple malgache, cette fraternité ciment de la paix et de l’union !









